plt_tn/2ki/20/06.md

525 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mitohy ny hafatr'i Yaveh ho an'i Hezekia Mpanjaka amin'ny alalan'i Isaia mpaminany.

dimy ambin'ny folo taona

"15 taona"

amin'ny tanan'ny mpanjakan'i Asyria

"Tanana" dia sarinteny ilazana ny hery, fahefana ary ny fifehazana. DH: "amin'ny fifehezan'ny mpanjakan'i Asyria"

fehezan'aviavy

"feta natao tamin'ny aviavy nampangotrahina" (UDB)

nanao izany izy ireo ary napetrany tamin'ny vai-ny izany

"Nanao izany i Hezekia mpanompo ary nametraka ny feta teo amin'ilay feriny"