plt_tn/2ki/20/04.md

611 B

dia tonga taminy ny tenin'i Yaveh

Ny "teny" eto dia sarinteny ilazana ny hafatr'i Yaveh izay nambara tamin'i Isaia. Izany dia fomba fiteny iraisana. DH: "Nilaza ny teniny i Yaveh"

Efa reko ny vavakao, ary hitako ny ranomasonao

Manamafy ilay fizarana voalohany ilay fizarana faharoa mba hahazoana hafatra amin'ny fampiasana fifanindrinan-dalana. DH: "Efa reko ireo vavakao ary hitako ireo ranomasonao."

amin'ny andro fahatelo

"roa andro aorian'ny anio" (UDB) Ny andro voalohany no nitenenan'i Isaia izany, izany hoe mitovy amin'ny hoe "amin'ny andro fahatelo" ihany ny hoe "roa andro aorian'ny anio."