plt_tn/2ki/19/25.md

800 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ity dia mbola manohy ny hafatra nomen'i Yaveh tamin'ny alalan'i Isaia, mpaminany, ho an'i Hezekia Mpanjaka mikasika an'i Sankeriba Mpanjaka. Ahitana fifanindrinan-dalana izany.

Tsy renao ve ny fomba ... andro taloha?

Mba hansongadinana tsara ny tranga dia maneho ity fanontaniana ity fa efa hain'ny mpamaky ny valiny. DH: "Fantatrareo tokoa ny fomba ... andro taloha."

ireo tanàna mimanda

"tanàna izay tsy azo alaina" na "tanàna voadidina rindrina avo" (UDB)

ahitra eny ambony tafo na eny an-tsaha, nodorana mialohan'ny nitsiriany.

Mitohy ny fampiasana sarinteny fampitahana ireo Asyriana marefo niaram-boina amin'ny zava-maniry marefo amin'ny toerana sarotra haniriana. DH: 1) "toy ny ahitra vao miha-maitso." na 2) "toy ny ahitra vao maniry."