plt_tn/2ki/19/12.md

16 lines
615 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola mitohy ihany ny hafatra avy any amin'i Sankeriba mpanjaka ho an'i Hezekia mpanjaka.
# Efa namonjy azy ireo ve ny andriamanitry ireo firenena
Izany fanontaniana izany dia maneho fa efa fantatr'i Hezekia ny valiny ary koa manome fanamafisan-kevitra. DH: "Tena tsy namonjy azy ireo tokoa ireo andriamanitr'ireo firenena"
# ireo razako
"ireo mpanjakan'i Asyria teo aloha" na "ireo miaramilan'ireo mpanjakan'i Asyria teo aloha" (UDB)
# Gozana ... Harana ... Razefa ... Edena ... Tilasara ... Hamata ... Arpada ... Sefarvaima, Hena, ary Iva
Anaran-toerana avokoa ireo.