plt_tn/2ki/19/05.md

634 B

hametraka fanahy ao aminy aho, ary handre siosio izy ka hiverina any amin'ny taniny

"Hofeheziko ny toetran'ny mpanjakan'i Asyria, ka rehefa mandre tatitra izy, dia te-hiverina any amin'ny fireneny izy"

hametraka fanahy ao aminy Aho

Eto ny hoe "fanahy" dia ilazana kokoa ny toetrany sy ny heritreriny, fa tsy ny ara-apanahiny akory. DH: "Hitarika ny fomba fisainany aho" na "Hataoko mihevitra zavatra hafa mihitsy izy"

Hataoko lavon'ny sabatra ao amin'ny taniny izy

Ny hoe "lavon'ny sabatra" dia sarinteny ilazana ny "voavono." DH: "Hataoko matin'ny sabatra izy" na "Hataoko vonoin'ny lehilahy maromaro amin'ny sabatra izy"