plt_tn/2ki/18/11.md

420 B

Koa nentin'ny mpanjakan'ny Asyria tany Asyria ny Israely

"Koa nandidy ny tafiny ny mpanjakan'i Asyria mba haka ireo Israelita tany an-tranon'izy ireo, ary nataony nonina tany Asyria izy ireo.

Hala ... Reniranon'i Habora ... Gozana

Anaran-toerana avokoa ireo.

Mediana

Anarana vondron'olona izany.

ny feon'i Yaveh

Ny hoe "feo" dia sarinteny ilazana hafatra mikasika ny didin'i Yaveh. DH: "ny didin'i Yaveh"