plt_tn/2ki/17/34.md

334 B

mikiry amin'ireo fomba fanaon'izy ireo taloha izy ireo

"mbola manohy ireo fanaony mahazatra tany aloha izy ireo"

Sady tsy manome voninahitra an'i Yaveh izy ireo, no tsy manaraka

Ny hampitony an'i Yaveh ihany no nahaliana ny vahoaka. Sady tsy liana izy ireo no tsy nahafantatra fa te-hanana fifandraisana amin'izy ireo i Yaveh.