plt_tn/2ki/16/05.md

727 B

Rezina ... Peka ... Remalia

Anaran-dehilahy avokoa ireo. Jereo ao amin'ny 15:37 ny fomba nandikanao ireo.

Nanao fahirano an'i Ahaza

Tany Jerosalema i Ahaza. Eto ny hoe "Ahaza" dia manondro azy tenany sy ireo olona tao Jerosalema niaraka taminy. DH: "nanodidina ny tanàna niaraka tamin'i Ahaza izay tao amin'izany." na "nanodidina an'i Ahaza sy ireo hafa tao an-tanàna niaraka taminy"

niverina naka an'i Elota ho an'ny Syria

Izany dia ilazana ny fifehezana an'i Elota mba ho lasan'ny vahoakan'i Syria izany. DH: "nifehy ny tanànan'i Elota"

Elota

Anaran-tanàna izany. Jereo ao amin'ny 14:20 ny fomba nandikanao izany.

nandroaka ireo olon'i Joda hiala an'i Elota

"nanery ireo olon'i Joda handao an'i Elota"