plt_tn/2ki/16/01.md

498 B

Tamin'ny fahafito ambin'ny folo taona nanjakan'i Peka zanak'i Remalia

DH: "Tamin'ny faha 17 taona nanjakan'i Peka zanak'i Remalia"

Peka ... Remalia

Anaran-dehilahy avokoa ireo. Peka no mpanjakan'Israely tamin'izany.

izay marina teo imason'i Yaveh Andriamaniny

Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia sarinteny ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh. DH: "izay marina araka ny fomba fitsaran'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh fa sara"

toy ny nataon'i Davida razambeny

Nanao izany marina i Davida.