plt_tn/2ki/15/25.md

741 B

Peka ... Remalia

Anaran-dehilahy avokoa ireo.

nikononkonona hanohitra azy

"nikasa hamono an-tsokosoka an'i Pekahia"

dimampolo lahy (dimampolo lahini Gileada)

"50 lahy"

Argoba ary Aria

Anaran-dehilahy avokoa ireo.

amin'ny trano mimandan'ny lapan'ny mpanjaka

"faritra voaaro mafin'ny lapa" na "toerana azo antoka ao an-dapan'ny mpanjaka"

lasa mpanjaka nandimby ny toerany

Ny andian-teny hoe "nandimby ny toerany" dia sarinteny izay midika hoe "teo amin'ny toerany." DH: "lasa mpanjaka teo amin'ny toeran'i Pekahia"

voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "azonao atao ny mamaky mikasika ireo ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely"