plt_tn/2ki/15/04.md

774 B

tsy mba nalàna ireo toerana avo

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nisy nanala ireo toerana ao" na "Tsy nanana olona hanal ireo toerana ao i Azaria"

tsy mba nalàna

Ny hoe "nalàna" eto dia midika hoe "noravana." DH: "tsy mba noravana"

hatramin'ny andro nahafatesany

"mandra-pahafatiny"

Jotama, zanaka lahin'ny mpanjaka, no lohan'ny ankohonana

Ny teny hoe "ankohonana" eto dia ilazana ireo olona mipetraka ao amin'ny lapan'ny mpanjaka. Satria boka i Azaria, dia tsy maintsy natokana trano izy. Koa ny zanany lahy, Jotama, no nitantana ny lapa.

lohan'ny ankohonana

Ny hoe "anisan'ny ankohonana" dia midika fa manana fahefana amin'izay ao amin'izany ankohonana izany. DH: "nisahana ny ankhonana" na "nanana fahefana teo amin'ny lapan'i Azaria"