plt_tn/2ki/13/22.md

687 B

Nefa namindra fo ny Israely i Yaveh, ka nangoraka azy ireo ary nihantra azy ireo

Ilaina ny mizara io fehezanteny io ho fizarana roa. DH: "Nefa tena nalemy fanahy tamin'ny vahoaka Israelita i Yaveh. Novonjeny izy ireo" (UDB)

Ka tsy nandringana azy ireo i Yaveh

Ny faneken'i Yaveh no antony tsy nandringanany ny Israely. Azo azavaina izany. DH: "Izany no antony tsy nandringanan'i Yaveh azy ireo" na "Noho izany fanekena izany, no tsy nandriganan'i Yaveh azy ireo"

tsy nandroaka azy ireo tamin'ny fanatrehany Izy

Ny fandroasan'i Yaveh dia resahina toy ny hoe Izy tenany mihitsy no nandroaka ny Israely teo amin'nt toerana izay nisy azy ireo. DG: "tsy nandroaka azy ireo" (UDB)