plt_tn/2ki/13/08.md

8 lines
454 B
Markdown

# moa tsy efa voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely ve izany?
Napetraka izany fanontaniana izany mba ho fampahatsiahivana ny mpamaky fa voarakitra an-tsoratra amin'ny boky iray hafa ireo asan'i Joahaza. Jereo ao amin'ny 1:17 ny fomba nandikanao izany fanontaniana izany. DH: "voasoratra ao amin'ny Bokin'ny tantaran'ireo mpanjakan'Israely izany."
# nodimandry tany amin'ireo razany
Izany dia fomba mihaja ilazana fa maty izy.