plt_tn/2ki/13/01.md

24 lines
808 B
Markdown

# Tamin'ny taona fahatelo amby roapolo naha-mpanjakan'i Joda an'i Joasy zanaka lahin'i Ahazia
"Rehefa nanjaka nandritra ny 23 taona teo ho eo teo amin'i Joda i Joasy"
# nanjaka teo amin'Israely
"nanapaka ny ny fanjakan'Israely tao Samaria"
# fito ambin'ny folo taona izy no nanjaka
"17 taona i Joahaza no nanjaka"
# nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh izy
Eto ny hoe "eo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fihevitr'i Yaveh." DH: "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa ratsy izy"
# nanaraka ny fahotan'i Jeroboama
"nanao tahaka an'i Jeroboama
# tsy niala tamin'izany i Joahaza
Eto ny fijanona amin'ny fahotana dia resahina toy ny hoe niala tamin'izany izy. Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "tsy nitsahatra nanaraka ny fahotan'i Jeroboama i Joahaza" na "Nanohy ny fanaon'i Jeroboama i Joahaza"