plt_tn/2ki/12/17.md

769 B

nanafika ... i Hazaela mpanjakan'i Syria ... nivily hanafika ... i Hazaela

Hazaela sy ny tafiny no tiana ambara amin'izany. DH: "nanafika ... i Hazaela mpanjakan'i Syria ... nivily nanafika ... izy ireo"

Hazaela

Izany ny anaran'ny mpanjakan'ny firenenen'i Syria.

nahazo izany

"nandresy ary nifehy izany"

Josafata sy Jehorama ary Ahazia, ireo razambeny

Mpanjakan'i Joda teo aloha avokoa ireo lehilahy ireo.

natokan'i

"nofidian'i"

ny volamena izay hita tao amin'ny efitra fitehirizana

"ny volamena izay napetraka tao amin'ny efitra fitehirizana"

Dia lasa niala tao Jerosalema i Hazaela

Naharesy lahatra an'i Hazaela tsy hanafika an'i Jerosalema ireo fanomezana nomen'i Joasy azy. Azo azavaina izany. DH: "Ka dia nahaton'i Hazaela ary lasa izy"