plt_tn/2ki/12/04.md

409 B

Ny vola rehetra izay nentina ho fanatitra masina tao an-tranon'i Yaveh

Ny vola izay nomen'ny vahoaka mba hanohanana ny tempoly no tiana ambara amin'izany. Mizara telo izany vola izany ary voasoritsoritra ao amin'ny fehezanteny manaraka.

ny vola nentin'ny olona tamin'ny fandrisihan'i Yaveh tao am-pon'izy ireo mba hanome

Ny vola izay nomen'ny vahoaka mamaimpoana an'i Yaveh no tiana ambara amin'izany.