plt_tn/2ki/11/15.md

659 B

ireo mpifehy an-jatony

Izany dia ilazana ireo manampahefana manara-maso ny fiambenana ny mpanjaka sy ny lapa. Jereo ao amin'ny 11:9 ny fomba nandikanao izany.

Avoay eo an-daharana izy

Izany dia ilazana ny filaharan'adin'ireo miaramila. Ny mety ho dikany dia "alaivo ho eo afovoan'ireo miaramila milahatra izy" (UDB) na "Ento izy ary aoka hisy miaramila milahatra eo anilany"

nisambotra azy izy ireo raha tonga teo amin'ilay toerana izay fidiran'ny soavaly ao an-kianjan'ny lapa izy

Toy izao ny fomba nandikan'ireo dikan-teny hafa izany "nisambotra azy ireo mpiambina ary nitondra azy tao an-dapa, izay toerana fidiran'ny soavaly mankao an-kianja."