plt_tn/2ki/11/13.md

820 B

ny tabataban'ireo mpiambina

Izany dia ilazana ny tabataba izay nataon'ireo miaramila rehetra.

nankao amin'ny olona tao an-tranon'i Yaveh izy

"nanakao amin'ny toerana izay nivoarian'ny olona tao amin'ny tempoly izy"

Nijery izy, ary indro, ny mpanjaka nitsangana

Eto ny hoe "indro" dia maneho fa tsy nanampo ny hahita an'i Josay izy. DH: "Rehefa tonga izy, dia tsy nanampo ny hahita an'i Joasy mpanjaka teo am-pitsanganana izy"

teo akaikin'ny andry

"teo akaikin'ny iray tamin'ireo andrin'ny tempoly"

araka ny fomba fanao

"izay toerana fitsanganan'ny mpanjaka"

mpitsoka trompetra

ny olona izay mitsoka trompetra

nandriatra ny akanjony i Atalia

Nandriatra ny akanjony izy mba hanehoany ny fahavinirany sy ny fahatezerany.

Mpamadika! Mpamadika!

"Mpamadika ianareo! Namadika ahy ianareo!" (UDB)