plt_tn/2ki/11/01.md

1.0 KiB

Atalia ... Joseba ... Joasy

Anaran'olona avokoa ireo.

hitan'... fa maty ny zanany lahy

"fantatr' ... fa maty ny zanany"

dia nitsangana izy ary namono ny zanaky ny mpanjaka rehetra

Tsy i Atalia mivantana akory no namono ireo zaza. DH: "dia nandidy ireo mpanompony izy mba hamono ireo izay ao amin'ny fianakavian'ny mpanjaka mety ho lasa mpanjaka"

naka an'i Joasy zanak'i Ahazia, ary nanafina azy lavitra teo amin'ireo zanaky ny mpanjaka izay novonoina, miaraka amin'ny mpitaiza azy; nataony tao amin'ny efitrano fatoriana izy ireo. Nafenin'izy ireo an'i Atalia izy mba tsy hovonoina.

naka an'i Joasy faralahin'i Ahazia ary nanafina azy sy ny mpitaiza azy tao amin'ny efitrano fatoriana tao an-tempoly. Ka dia tsy voavono izy." (UDB)

Niaraka tamin'i Joseba izy, nafenina tao an-tranon'i Yaveh, nandritra ny enin-taona, raha mbola nanjaka teo amin'ny tany i Atalia.

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "niafina nandritra ny enin-taona tao an-tranon'i Yaveh i Joasy sy Joseba, raha i Atalia no nanapaka ny tany"

tany

"fanjakana"