plt_tn/2ki/10/25.md

908 B

hoy izy tamin'ilay mpiambina sy tamin'ireo kapiteny

Ilaina ny manambara eto fa nivoaka ny tempoly Jeho mialohan'ny niresahany tamin'ilay mpiambina. DH: "niverina nivoaka tany ivelan'ny tempolin'i Bala izy ary niteny tamin'ireo mpiambina sy ireo kapiteny hoe"

tamin'ny lelan-tsabatra

Nampiasa sabatra ireo lehilahy mba hamonoana ireo mpidera an'i Bala. DH: "tamin'ny sabatr'izy ireo" (UDB)

nanipy azy ireo

Izany dia midika fa natsipy tany ivelan'ny tempoly ireo fatin'olona. DH: "nanipy ireo fatin'olona tany ivelan'ny tempoly"

nataony trano fivoahana

"nataony trano fivoahana iraisan'ny be sy ny maro" Ny trano fivoahana matetika dia fampiasa any amin'ny toby na trano lehibe fampiatranoana miaramila.

ary mandraka ankehitriny izany

Izany dia midika fa mbola mijanona amin'ny endriny izany zavatra izany mandraka ankehitriny. DH: "ary hatramin'izao dia dia mbola tahaka izany foana izany"