plt_tn/2ki/10/15.md

988 B

Jonadaba zanaka lahin'i Rekaba

Anaran-dehilahy izany.

Miaraka amiko ve ny fonao, tahaka ny foko izay miaraka amin'ny anao? ... "Izany tokoa."

Eto ny hoe "fo" dia ilazana ny tsy fivadihan'ny olona. Rehefa ny tsy ny fivadihan'ny olona iray no miaraka amin'ny olona iray hafa, dia midika izany fa azo atokisana ilay olona. DH: "Tsy hivadika amiko tahaka ny tsy fivadihako aminao ve ianao? ... "Tsy hivadika aho.""

Raha izany tokoa no izy, dia atolory ahy ny tananao

"Raha izany tokoa ary, dia apetraho amin'ny tanako ny tananao" Maro amin'ireo fombatany no mifandray tanana ny olona roa, dia midika izany fa mifanaiky izy ireo.

ka jereo ny zotom-poko

DH: "ka jereo ny fahazotom-poko"

fianakaviana (fianakavian'i Ahaba)

"tena fianakaviana"

araka izay efa nolazaina tamin'izy ireo tany aloha tamin'ny alalan'ny tenin'i Yaveh, izay nolazainy tamin'i Elia

Azo adika amin'ny endrika hafa. DH: "mba hanatanteraka ny faminaniana izay nolazain'i Elia, izay nomen'i Yaveh azy"