plt_tn/2ki/10/01.md

787 B

taranaka fitopolo

"taranaka 70"

Nanoratra taratasy i Jeho ka nandefa izany tany Samaria

Izany dia midika fa naniraka mpitondra hafatra iray i Jeho mba hizara ireo taratasy. DH: "Nanoratra taratasy i Jeho ary naniraka mpitondra hafatra mba hizara ireo ao Samaria"

nilaza hoe: "... ny tomponareo

"Hoy ny fivakian'ireo taratasy hoe: "... ny tomponareo"

apetraho ho eo amin'ny seza fiandrianan-drainy izy

Eto ny hoe "mipetraka eo amin'y seza fiandrianana" dia midika hoe "notendrena ho mpanjaka." DH: "ataovy ho mpanjaka eo amin'ny toeran-drainy izy"

ho an'ny fianakavian'ny mpanjaka tomponao

"taranaky ny tomponao" Eto ilay lehilahy izay nosafidian'izy ireo ho mpanjaka dia lazaina toy hoe taranak'i Ahaba. DH: "mba hiaro ireo taranaky ny mpanomponao" na "mba hiaro azy"