plt_tn/2ki/09/33.md

20 lines
831 B
Markdown

# Alatsaho izy
Nilaza tamin'ireo ionoka i Jeho mba hanipy an'i Jezebela avy teo am-baravarankely.
# Ka nalatsak'izy ireo i Jezebela
Nalatsak'ireo ionoka avy teny amin'ny varavarankely ambony i Jezebela ary maty izy rehefa niakapoka tamin'ny tany.
# ka nosihosen'i Jeho tamin'ny tongony izy
Izany dia midika fa nitaingin-tsoavaly izy rehefa nanosihosy ny vatany.DH: "ary nosihosen'ny tongotry ny soavaly izay nitarika ny kalesin'i Jeho ny vatany"
# Jereo amin'izay
Ny andian-teny hoe "jereo amin'izay" dia midika hoe "afantoy amin'ny zava-misy ny sainao." DH: "Ankehitriny, mandehana any amin'..."
# satria zanaka vavin'ny mpanjaka izy
Satria zanaka vavin'ny mpanjaka i Jezebela, dia tokony halevina araka ny tokony ho izy. DH: "satria zanaka vavin'ny mpanjaka izy ka noho izany dia tokony halevina araka ny tokony ho izy"