plt_tn/2ki/09/29.md

8 lines
365 B
Markdown

# tamin'ny fahairaika ambin'ny folo taona ... Jorama zanak'i Ahaba
Izany dia manoritsoritra ny fotoana izay nanombohan'i Jorama nanjaka ary milaza ny fe-potoana izay nanjakan'ny mpanjakan'i Joda tamin'izany fotoana izany. DH: "tamin'ny taona fahairaka ambin'ny folo izay nahapanjakan'Israely an'i Jorama zanak'i Ahaba"
# fahairaika ambin'ny folo taona
"faha 11"