plt_tn/2ki/09/01.md

28 lines
696 B
Markdown

# ireo zanaky ny mpaminany
Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. Jereo ao amin'ny 2:3 ny fomba nandikanao izany. DH: "Vondron'olona mpaminany"
# eo an-tananao
Ny andian-teny hoe "eo an-tananao" dia fomba fiteny izay midika hoe "mitondra ny tavoahangy miaraka aminy" aminy. DH: "miaraka aminao"
# Ramota-gileada
Adikao tahaka ny nandikanao azy ao amin'ny 8:28 izany anarana izany.
# Jeho zanaka lahin'i Josafata zanak'i Nemsy
Izany dia midika fa i Josafata no rain'i Jeho ary Nimsy no rain'i Josafata.
# namany
Ireo olona ireo no niarahan'i Jeho nipetraka.
# ento ao ... izy
"miaraha aminy"
# efitra anatiny
"efitra voatokana"