plt_tn/2ki/08/28.md

645 B

Nandeha niaraka tamin'i Jorama zanaka lahin'i Ahaba i Ahazia, mba hiady amin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria

Ireo anarana mpanjaka telo voatanisa ireo eto dia fibangoan-teny sady ilazana ireo tafika izay niaraka tamin'izy ireo ihany koa. GH: "Niaraka tamin'ny tafik'i Jorama mpanjakan'Israely ny tafik'i Ahazia mba hiady amin'ny tafik'i Hazaela mpanjakan'i Syria" (UDB)

mba hotsaboina

"mba hositranina"

tamin'i Hazaela mpanjakan'i Syria

Eto ny hoe "Hazaela" dia ilazana azy sy ny tafiny. DH: "tamin'ny tafik'i Hazaela mpanjakan'i Syria"

naratra i Jorama

Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nandratra an'i Jorama ireo Syriana"