plt_tn/2ki/08/20.md

660 B

nikomy nanohitra

"nikomy tamin'i"

ny tanan'i Joda i Edoma

Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny fifehezan'i Joda, ary ny hoe "Joda" dia ilazana ny mpanjakan'i Joda. DH: "ny fifehezan'ny mpanjakan'i Joda"

nametraka mpanjaka ho an'ny tenany izy ireo

"nanendry mpanjaka hanapaka azy ireo izy ireo"

Ary avy eo dia niampita ... i Jehorama

Ny hoe "niampita" dia azo azavaina. DH: "Ary avy eo dia niampita ny filaharan'ady ... i Jehorama"

Dia nitsangana izy ny alina

"Ary ny alina, dia nitsangana izy"

nitsangana izy

Eto ny hoe "izy" dia manondro an'i Jehorama ary koa manondro azy sy ireo kapiteniny. DH: "nitsangana izy sy ireo kapiteniny"