plt_tn/2ki/07/05.md

24 lines
749 B
Markdown

# takariva
Izany dia ilazana ny hariva aorian'ny filentehan'ny masoandro.
# faritra ivelany (faritra ivelan'ny)
"morony"
# nampandrenesin'ny Tompo ny feon'ireo kalesy, sy ny feon'ireo sovaly— ny feon'ireo tafika lehibe hafa, ny tafikin'ny Syriana
Toy ny feona tafika be dia be manatona hiady amin'izy ireo no ren'ireo miaramilan'ny tafika Syriana. Tsy tena nisy akory izany tafika izany, fa nampandrenesin'ny Tompo azy ireo fotsiny ilay feo.
# nifampiresaka izy ireo hoe
"nifampiresaka ireo miaramila Syriana hoe"
# ireo mpanjakan'ireo Hetita sy ireo Egyptiana
Eto ny teny hoe "mpanjaka" dia ilazana ny tafik'ireo firenena. DH: "ny tafik'ireo Hetita sy ireo Egyptiana"
# ho avy hanohitra antsika
"hiady amintsika" na "hanafika antsika"