plt_tn/2ki/05/03.md

8 lines
213 B
Markdown

# Hoy ilay zazavavy tamin'ny tompovaviny hoe
Niresaka tamin'ny vadin'i Namàna ilay vehivavy avy any Israely, izay nosamborin'ireo miaramila Syriana.
# ny tompoko
Eto ny hoe "tompoko" dia ilazana an'i Namàna.