plt_tn/2ki/04/42.md

615 B

Bala Salisa

Anaran-tanàna izany.

mofo vita tamin'ny vary hordea roapolo

"mofo vita tamin'ny vary hordea 20"

vao nojinjaina

"natao tamin'ny vokatra farany"

salohim-bary vaovao

"laingom-bary vaovao." Izany no ilazana ny vary vao nojinjaina.

Ahoana no hanomezako izany an'ireo olona zato?

Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany ilay lehilahy mba hanehoany fa tsy ampy amahanana olona 100 izany mofo izany. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Tsy ampy amahanana olona zato izany"

olona zato

"olona 100"

teny ... Yaveh

Yaveh ihany no tiana lazaina amin'ny hoe "teny". DH: "Yaveh"