plt_tn/2ki/04/30.md

12 lines
587 B
Markdown

# Raha velona koa i Yaveh, ary raha velona koa ianao
"Ary raha mbola velona tokoa i Yaveh ary raha mbola velona koa ianao." Eto ilay vehivavy dia mampitaha ny fahamarinan'ny teniny sy ny fahamarinan'ny fahaveloman'i Yaveh sy Elisa. Izany dia fomba fianianana ampahibemaso. DH: "Mianiana aho fa"
# nefa tsy niteny na nandre ilay zaza
Izany dia midika fa tsy miaina intsony ilay zaza. Azo azavaina ny tena hevitr'izany fehezanteny izany. DH: "nefa tsy nisy famantarana naneho fa mbola velona ilay zaza"
# tsy nifoha
Eto ny hoe maty dia lazaina toy ny hoe resin-tory. DH: "mbola maty"