forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
425 B
Markdown
8 lines
425 B
Markdown
# Tsy maninona re
|
|
|
|
Nilaza izany ilay vehivavy, satria fantany fa tsy haninona tokoa raha manao izay angatahiny ny vadiny. Azo azavaina ny tena hevitr'izany andian-teny izany. DH: "Hilamina ny zava-drehetra raha manao izay angatahiko ianao"
|
|
|
|
# Nasiany lasely ny ampondra iray
|
|
|
|
Tsy ilay vehivavy no nametraka ny lasely, fa ilay mpanompony ny nanao izany ho azy. DH: "Nanana ny mpanompony hametraka lasely amin'ny ampondra izy"
|