plt_tn/2ki/02/17.md

628 B

Nefa rehefa namporisika an'i Elisa izy ireo mandra-pahamenatra azy

Nanamafy ny fangatahany tamin'i Elisa ireo zanaky ny mpaminany nandra-pahasorena azy ny amin'ny fitenenana hoe "tsia." DH: "Nisisika nangataka tamin'i Elisa izy ireo nandra-pahasorena azy ny amin'ny fandavana izany fangatahan'izy ireo izany.

Tsy niteny taminareo ve aho hoe: 'Aza mandeha'?

Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Elisa mba hanasongadinany fa efa niteny azy ireo mialoha ny amin'izay hitranga izy. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Efa niteny anareo aho fa tsy tokony nandeha ianareo, satria tsy hahita azy ianareo!" (UDB)