plt_tn/2ki/02/03.md

588 B

Ireo zanaky ny mpaminany

Izany akory tsy midika hoe zanaka mpaminany izy ireo, fa kosa, anisan'ireo mpaminany izy ireo. DH: "Vondron'olona mpaminany"

Raha mbola velona koa i Yaveh, ary raha mbola velona koa ianao, dia tsy handao anao aho

"Raha velona tokoa i Yaveh ary raha velona koa ianao, dia tsy handao anao aho." Eto Elisa dia mampitaha ny fahamarinan'ny fahaveloman'i Yaveh sy Elia sy ny fahamarinan'ny zavatra izay lazainy. Izany dia fomba fianianianana ampahibemaso. Jereo ao amin'ny 2:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "Mianiana ampahibemaso aminao aho fa tsy handao anao"