forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
811 B
Markdown
20 lines
811 B
Markdown
# Na iza na iza mandeha eo aloha
|
|
|
|
Izany dia manondro ny olona iray izay miseho mahalala zavatra maro makahasika an'Andriamanitra sy ny fahamarinana mihoatra ny olon-drehetra. DH: "Na iza na iza miseho mahalala maro mahakasika an'Andriamanitra" na "Na iza na iza tsy mankatoa ny fahamarinana.'
|
|
|
|
# Tsy manana an'Andriamanitra
|
|
|
|
"Tsy an'Andriamanitra."
|
|
|
|
# Ilay iray izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, izany iray izany dia manana ny Ray sy ny Zanaka
|
|
|
|
"Ireo izay manaraka ny fampianaran'i Kristy dia sady manana ny Ray no manana ny Zanaka."
|
|
|
|
# Raiso ho ao an-tranonao izy
|
|
|
|
Eto izany dia midika hoe mandray azy ary mikarakara azy am-panajana mba hanorenana fifandraisana miaraka aminy.
|
|
|
|
# Mandray anjara amin'ny asa ratsy ataony
|
|
|
|
"Mizara aminy amin'ny asa ratsy ataony" na "manampy azy amin'ny asa ratsy ataony."
|