plt_tn/2co/11/22.md

1.3 KiB

Fampifandrasaina ny foto-kevitra

Manambara zavatra manoka izy izay nitranga taminy tamin'ny izy tonga ho mpino i Paoly eo am-panamafisana ny amin'ny maha-apostoly azy.

Hebreo ve izy ireo? Izaho ihany koa. Isiraelita ve izy ireo? Izaho ihany koa. Taranak'i Abrahama ve izy ireo? Izaho ihany koa. Mpanompon'i Kristy ve izy ireo? (Miresaka toy ny olona very saina aho.) Mihoatra noho izany aho

I Paoly dia milaza ny fanontaniana izay mety ho anontanian'ireo Korintianina ary avy eo mamaly azy ireo i mba hanamafisana fa izy dia tahaka ny Jiosy izay apostoly ambony. DH: "izy ireo dia haniry anareo hihevitra fa manan-danja izy ireo ary hino izay lazain'izy ireo satria Hebreo sy Israelita ary taranak'i Abrahama izy ireo. Eny, izaho ihany koa. Milaza izy ireo fa mpanompon'i Kristy- miteny toy ny hoe tsy misy saina aho-kanefa izaho dia mihoatra an'izany.

toy ny olona very saina aho

"Toy hoe tsy afaka mihevitra tsara''

Mihoatra noho izany aho

DH: "Izaho dia mpanompon'i Krsity kokoa noho izy ireo"

niasa mafy nihoatra noho izany

"Niasa mafy koka aho"

tamin'ny kapoka mihoatra ny fepetra

Izany dia fomba fiteny, sy fanitarana mba hanamafisana ny nikapohana azy matetika. DH: "novonoina imbetsaka aho"

tamin'ny fiatrehana loza maro mahafaty

"ary saika maty imbetsaka aho"