plt_tn/2co/11/10.md

1.1 KiB

Raha ato amiko ny fahamarinan'i Kristy... izany

I Paoly dia manamafy fa satria ireo mpamaky azy mahafantatra milaza fa ny marina momba an'i Kristy izy, dia afaka mahafantatra izy ireo fa milaza ny marina izy eto. "Satria ianareo dia mahafantatra tokoa fa mahalala marina ary mitory ny fahamarinana momba an'i Kristy aho, dia afaka mahafantatra ianareo fa izay holazaiko dia marina."

tsy hangina izany fireharehako izany any

DH: "tsy misy olona afaka hampitsahatra ahy hirehareha sy hijanona hangina." I Paoly dia "mirehareha" fa ''mitory ny filazantsara maimaim-poana'' izy.

Nahoana? Satria tsy tiako va ianareo?

Mampiasa fanotaniana fampisainana i Paoly mba hanamafisana ny fitiavany an'ireo Korintiana. Ireo fanotaniana ireo dia afaka hatambatra na hatao ho fanambarana tsotra. DH: "satria tsy tiako ve ianareo ka tsy te ho enta-mavesatra ho anareo aho? na "Hanohy hanakana anareo tsy handoa vola amin'izay zavatra ilaiko aho satria izany dia mampiseho ny hafa fa tiako ianareo"

Andriamanitra mahalala

Azonao atao mazava kokoa ny hevitra izay efa voaray eto. DH: "Andriamanitra mahalala fa tiako ianareo"