plt_tn/2co/11/07.md

24 lines
1.2 KiB
Markdown

# Moa nanota va aho tamin'ny fanetren-tenako mba hisandratanareo?
Manohy ny milaza i Paoly fa nanaja ireo Korintianina tsara izy. Io dia fanontanina fampisainana izay afaka adika ho fanambarana tsotra, raha ilaina izany. DH: "Mihevitra aho fa manaiky isika fa tsy nanota tamin'ny fanetre-tena aho mba hisandratanareo"
# maimaimpoana
"tsy miandry na inona na inona ho setrin'izany"
# Nandroba ireo fiangonana hafa aho
izany dia fanitarana mba hanindriana fa i Paoly dia naka vola avy amin'ireo fiangonana. DH: Nandray ny vola avy tamin'ireo fiangonana hafa aho"
# mba ahafahako manompo anareo
Ny tena hevitra fenon'izany dia afaka atao mazava. DH: "Afaka nanompo anareo tsy misy tambiny aho"
# Tamin'ny zavatra rehetra dia nitandrina ny tenako tsy ho enta-mavesatra aminareo aho
"Tsy mbola vesatra ara-bola ho anareo mihitsy aho." Resahin'i Paoly toy ny hoe enta-mavesatra izay tsy maintsy lanjain'ny olona ny olona iray izay tsy maintsy mandany vola. Ny tena dikan'izany feno dia afaka atao mazava. DH: "nanao izay azo natao aho mba hahazoako antoka fa tsy mila mandany vola ianareo ary mba hahafahako miaraka aminareo"
# I will continue to do that
"Tsy ho enta-mavesatra ho anareo mihitsy aho"