plt_tn/2co/11/03.md

901 B

Fa matahotra aho fandrao...amin-kitsim-po sy madio amin'i Kristy

"Fa matahotra aho fandrao ny fihevitrareo ho voavily hiala amin'ny fanoloran-tena marina sady madio ho an'i Kristy, tahaka ny namitahan'ny menarana an'i Eva tamin'ny hafetseny"

ny eritreritrareo dia mety hiala amin'ny fanoloran-tena

Resahin'i Paoly toy ny hoe biby izay azon'ny olona havily any amin'ny lalan-diso ny fieritreretana. DH: "mety misy olona hahatonga anareo hino lainga"

Fa eritrereto hoe misy olona iray tonga

"rehefa misy olona tonga ary"

mandray Fanahy hafa noho izay raisinareo ianareo. Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho ilay iray izay noraisinareo ianareo

"'fanahy hafa noho ny Fanahy Masina, na filazantsara hafa noho izay efa noraisinareo taminay"

Mamela ireny zavatra ireny tsara ihany

"mifanaraha amin'ireny zavatra ireny" Jereo ny fomba nandikana ireo teny ireo ao amin'ny 11:1.