plt_tn/2co/10/13.md

869 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

I Paoly dia miresaka momba ny fahefana izay hananany toy ny hoe tany izay izy no manapaka amin'izany, ireo zavatra rehetra izay hananany fahefana dia toy ny ao anatin'ny sisintany na "fefy" ny taniny, ary ireo zavatra rehetra ambanin'ny fahefany toy ny any ivelan'ny "fefy."

sy hirehareha mihoatra ny tokony ho izy

Izany dia fomba fiteny. DH: "tsy hirehareha ny amin'ireo zavatra izay tsy hanananay fahefana" na "hirehareha ny amin'ireo zavatra izay hanananay fahefana ihany"

izay misy fetrany araka ny nanendren'Andriamanitra

"momba ireo zavatra ambanin'ny fahefan'Andriamanitra"

fetra izay mahakasika anareo

Resahin'i Paoly toy ny hoe tany izay izy no manapaka eo amin'izany ny fahefana. DH: "ary ianareo dia ao anatin'ny faritry ny fahefanay"

tsy mitandrina ny tenanay izahay

"tsy nandeha mihoatra ny fefinay"