plt_tn/2co/10/07.md

830 B

Jereo mazava izay eo anoloanareo

Ireo mety ho dikany dia 1) izany dia didy na 2) izany dia fanambarana, "Ianareo dia mijery fotsiny an'izay hitanareo amin'ny masonareo." Ny sasany dia mihevitra fa fanontaniana fampisainana ka afaka adika ho fanambarana tsotra. DH: "Mijery izay mazava eo anolonanareo ianareo" na "Toa tsy afaka mahita izay eo anoloanareo mazava tsara ianareo"

aoka hampatsiahy ny tenany izy

"mila mahatsiaro izy"

fa izy tokoa dia Kristy, dia toy izany koa isika

"fa an'i Kristy isika, ary izy koa dia toy izany ihany"

mba hananganana ary tsy hanimba anareo

resahin'i Paoly toy ny hoe fananganan-trano ny fanampiana ireo Korintianina mba hahafantatra tsara kokoa an'i Kristy. DH: "mba hanampy anareo ho tonga mpanaraka an'i Kristy tsaratsara kokoa ary tsy hahakivy anareo ka hitsahatra anaraka azy"