plt_tn/2co/09/08.md

491 B

Andriamanitra dia afaka mampitombo ny fitahiana ho anao

"Andriamanitra dia afaka mampitombo ny fitahiana rehetra ho anareo." Tahaka ny olona iray izay manome vola ho an'ireo mpino hafa, Andriamanitra ihany koa dia manome fitahiana bebe kokoa ho an'ny mpanome mba hananany izay rehetra ilainy.

mba ahafahanareo manatombo ny asa soa anareo

"mba hahafahanareo manao asa soa bebe kokoa''

Izany dia araka ny voasoratra

Azo adika hoe DH: "Izany dia toy ny efa nosoratan'ny mpanoratra"