plt_tn/2co/09/06.md

727 B

Ny iray izay mamafy... hijinja fitahiana

I Paoly dia mampiasa saritsarin'ny mpamboly iray mamafy voa mba hamaritana ny vokatra azo. Tahaka ny vokatry ny mpamboly izay mifototra amin'ny habetsaky ny famafiny, dia miankina amin'ny habetsaky ny fanomezan'ireo Korintiana koa ny habe na hakelin'ny fitahian'Andriamanitra.

hanome araka izay efa norafetiny tao am-pony

Eto ny teny hoe "fo" dia ilazana ny hevitra sy ny fihetseham-po. DH: "hanome araka izay noheveriny''

fahoriana na faneriterena izy

Azo adika hoe DH: "Satria mahatsiaro tena ho meloka izy na misy olona manery azy"

Fa ny mpanome am-pifaliana no tian'Andriamanitra

Andriamanitra dia maniry ny hanome am-pifaliana fanomezana ho an'ireo mpiray finoana.