plt_tn/2co/08/16.md

593 B

izay nametraka ny tao am-pon'i Titosy ny fahamatorana izay ananako aminareo

Eto ny teny hoe "fo" dia milaza ireo fihetsem-po. Izany dia midika fa Andriamanitra no nahatonga an'i Titosy hitia azy ireo. DH: "izay nahatonga an'i Titosy hiahy anareo araka izay ataoko koa"

ny fahamatorana izay ananako aminareo

"mitovy hafanam-po " na "fiahiana lalina mitovy"

Fa izy tsy nanaiky fotsiny ny antso ataontsika

Miteny amin'i Titosy i Paoly mba hiverina any Korinto ary hanatanteraka ny fanangonana. DH: "Fa tsy nanaiky fotsiny ny fangatahantsika izy fa hanampy anareo amin'ny fanangonana''