plt_tn/2co/08/08.md

743 B

fampitahana izany amin'ny zotom-pon'ny olona hafa

Mampahery ireo Korintiana mba hanome am-palalahana i Paoly, amin'ny fampitahana azy ireo amin'ny falalan-tanan'ireo fiangonan'i Makedonia.

ny fahasoavan'nyTompontsika Jesosy Kristy

Eto ny teny hoe "fahasoavana'' dia manamafy ny falalahan-tanana izay nitahian'i Jesosy ireo Korintiana.

na nanan-karena aza izy, dia lasa mahantra noho ianareo, koa amin'ny alalan'ny fahantrana

Resahin'i Paoly fa talohan'ny nisehoan'i Jesosy dia nahantra Izy, ary rehefa tonga olombelona Izy dia nahantra.

amin'ny alalan'ny fahantrana no mety ahazoanareo harena.

Resahin'i Paoly toy ny hoe vokatry ny fahatongavan'i Jesosy ho olombelona ny fahatongavan'ireo Korintiana ho manan-karena ara-panahy.