plt_tn/2co/07/13.md

816 B

Tamin'ny alalan'izany no nampaherezana anay

Eto ny teny hoe "izany" dia ilazana ny fomba nasetrin'ireo Korintiana ny taratasin'i Paoly teo aloha, araka ny namaritany azy ao amin'ny andininy teo aloha. Izany dia afaka adika hoe DH: "izany no mampahery anay"

ny fanahiny dia velombelona noho ny aminareo rehetra

Eto ny teny hoe "fanahy" dia milaza ny toetran'ny olona iray. Azo atao hoe DH: "namelombelona ny fanahiny ianareo rehetra" na "ianareo rehetra dia nampitsahatra ny fanahiany"

Raha toa ka nirehareha taminy ny momba anareo aho

"Fa na mirehareha aminy ny momba anareo aza aho"

dia tsy mba afa-baraka aho

"tsy nandiso fanantenana ahy ianareo"

ny fireharehanay momba anareo tamin'i Titosy dia voaporofo fa marina

"Nanaporofo ianareo fa ny fireharehanay tamin'i Titosy ny aminareo dia marina"