plt_tn/2co/02/01.md

996 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Noho ny fitiavany lehibe azy ireo, dia ataon'i Paoly ho mazava fa ny fananarany tao amin'ny taratasiny voalohany ho azy ireo (ilay fananarana momba ny faneken'izy ireo ny fahotan'ny fahalotoam-pitondrantena) dia naharary azy sy narary tamin'ireo olom-piangonana tao Korinto sy ireo lehilahy rasty.

nanapa-kevitra...ny tenako

"Nandray fanapahan-kevitra aho"

amin'ny fotoam-pangirifiriana

"amin'ny trangan-javatra izay mahatonga fangirifiriana aminao"

Raha niteraka alahelo anareo aho, iza no afaka mampifaly ahy akoatran'ilay iray izay noratraiko ihany?

Mampiasa izany fanotaniana tsy fampsainana izany i Paoly mba hanamafisana fa na izy na izy ireo dia tsy hahazo tombony raha hahatonga azy ireo hijaly ny fahatongavany any amin'izy ireo. DH: "Raha niteraka alahelo ho anareo aho, ny olona izay afaka mampionona ahy dia izay olona nampahoriko indrindra ihany"

ilay iray izay noratraiko ihany

Azo atao hoe DH: "ilay iray izay tena nampahoriko"