plt_tn/2co/01/11.md

294 B

Izy dia hanao izany satria ianareo koa dia manampy anay

"Andriamanitra dia hamonjy antsika amin'ny loza, tahaka anareo, olon'ny fiangonan'ny Korinto, izay manampy anay ihany koa"

ny tombom-pahasoavana nomena anay

Azo adika hoe DH: "ilay tombom-pahasoavana izay nomen'Andriamanitra anay"