plt_tn/2ch/32/22.md

251 B

nanome azy ireo fiadanana tamin'ny fomba rehetra

Eto "fiadanana" dia midika "filamaninana." D.H: "nanome filaminana azy ireo mbamin'ireo mpiray tanàna rehetra"

teo imason'ireo firenena

D.H: "mba hafantaran'ny vondron'olona rehetra manodidina"