plt_tn/2ch/32/02.md

460 B

ny hampiatoana ny ranon'ireo loharano izay teo ivelan'ny tanàna;

Nakaton'izy ireo ireo loharano izay ivelan'ny tanàna araka izay nataon'ny olona hampidirana rano.

Nahoana ny mpanjakan'i Asyria no tonga hitady rano be?

Tsy tokony ho avy sy hitady rano be ireo mpanjaka. Ireo mpandika teny mety te hilaza "ny mpanjakan'i Asyria" saingy afaka lazain'izy ireo hoe "ireo mpanjakan'i Asyria", satria tsy misy famakian-teny anohanana ny teny hoe "mpanjaka."